Ecclesiastes 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa ny fahendrena dia tsara noho ny fahadalana, toy ny fahatsaran’ny mazava noho ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitako fa ny hatsaran’ny fahendrena noho ny hadalana, dia toraky ny mazava noho ny maizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hitako fa tsara kokoa ny fahendrena noho ny fahadalana, tahaka ny mahatsara kokoa ny fahazavana noho ny haizina.
Malagasy Bible 1865
Dia hitako fa ny fahendrena dia tsara noho ny fahadalana, toy ny fahatsaran 'ny mazava noho ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa ny fahendrena dia tsara noho ny fahadalana, toy ny fahatsaran’ny mazava noho ny maizina.
malagasy
Dia hitako fa ny fahendrena dia tsara noho ny fahadalana, toy ny fahatsaran'ny mazava noho ny maizina.[Heb. mihoatra][Heb. fihoaran']