Ecclesiastes 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mason’ny hendry dia eo an-dohany, fa ny adala kosa dia mandeha ao amin’ny maizina; nefa izaho dia mahita fa mitovy ihany ny manjo azy roa tonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mason’ny hendry dia eo an-dohany, fa ny adala kosa mandeha amin’ny maizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny hendry mahita ny tokony halehany, fa ny adala kosa miraparapa ao anaty haizina. Nefa fantatro koa fa mitovy ihany ny hanjo azy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Ny mason'ny hendry dia eo an-dohany; fa ny adala kosa mandeha amin'ny maizina; nefa hitako fa mitovy ihany ny manjo azy roa tonta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mason’ny hendry dia eo an-dohany, fa ny adala kosa dia mandeha ao amin’ny maizina; nefa izaho dia mahita fa mitovy ihany ny manjo azy roa tonta.
malagasy
Ny mason'ny hendry dia eo an-dohany; fa ny adala kosa mandeha amin'ny maizina; nefa hitako fa mitovy ihany ny manjo azy roa tonta.