Ecclesiastes 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho anakampo: Mitovy amin’ny manjo ny adala ihany ny manjo ahy; koa nahoana ary aho no nanana tombom-pahendrena? Dia hoy aho anakampo: Izany koa dia zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitako kosa anefa fa iray ihany ny anjara hahazo azy roa tonta. Ka hoy aho anakampo: Iray amin’ny anjaran’ny adala ihany no anjara hihatra amiko; ka soa inona àry ho ahy izao fahendreko rehetra izao? Dia hoy aho anakampoko: Zava-poana ihany koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho anakampoko: «Satria ny hanjo ny adala ihany no hanjo ahy, inona no tombontsoako amin’ny maha hendry ahy kokoa noho izy?» Ka hoy aho anakampoko: «Zava-poana koa izany».
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho anakampo: Mitovy amin'ny manjo ny adala ihany ny manjo ahy, koa nahoana ary no nanan-tombom-pahendrena aho? Dia hoy izaho anakampo: zava-poana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho anakampo: Mitovy amin’ny manjo ny adala ihany ny manjo ahy; koa nahoana ary aho no nanana tombom-pahendrena? Dia hoy aho anakampo: Izany koa dia zava-poana.
malagasy
Dia hoy izaho anakampo: Mitovy amin'ny manjo ny adala ihany ny manjo ahy, koa nahoana ary no nanan-tombom-pahendrena aho? Dia hoy izaho anakampo: zava-poana koa izany.