Ecclesiastes 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy tsy mamela fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa raha vao mandroso ny fotoana dia samy hadino izy rehetra. Ary, indrisy! Samy ho faty na ny adala na ny hendry!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fahatsiarovana ny hendry, dia tsy mandrakizay, toy ny an’ny adala ihany koa; hatramin’ny andro vao manaraka dia samy hohadinoina ihany izy roa tonta. Hanky ny hendry mba maty tahaka ny adala!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zava-drehetra mitranga dia hadino amin’ny andro manaraka. Maty toy ny adala koa ny hendry, ary na ny andaniny na ny ankilany dia samy tsy hisy hahatsiaro. Fa ahoana izany?
Malagasy Bible 1865
Fa samy tsy misy fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa amin'ny andro ho avy dia samy ho hadino ela izy. Indrisy! samy ho faty na ny adala na ny hendry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy tsy mamela fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa raha vao mandroso ny fotoana dia samy hadino izy rehetra. Ary, indrisy! Samy ho faty na ny adala na ny hendry!
malagasy
Fa samy tsy misy fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa amin'ny andro ho avy dia samy ho hadino ela izy. Indrisy! samy ho faty na ny adala na ny hendry.