Ecclesiastes 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga halako ny miaina satria heveriko fa ratsy ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro ary zava-poana sy sambo-drivotra avokoa ny zava-drehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia boboky ny fiainana aho, satria ratsy eo imasoko ny zavatra atao atỳ ambany masoandro, fa zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa halako ny miaina, satria ratsy no fahitàko ny asa atao etỳ ambonin’ny tany; fa zava-poana sy manenji-drivotra izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Dia efa halako ny aina, satria nataoko ho ratsy ny asa atao atỳ ambanin'ny masoandro; fa zava-poana sy misambo-drivotra foana izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga halako ny miaina satria heveriko fa ratsy ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro ary zava-poana sy sambo-drivotra avokoa ny zava-drehetra.
malagasy
Dia efa halako ny aina, satria nataoko ho ratsy ny asa atao atỳ ambanin'ny masoandro; fa zava-poana sy misambo-drivotra foana izy rehetra.[Na: Homan-drivotra]