Ecclesiastes 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, halako ny fisasarako rehetra izay nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro, izay havelako ho an’izay olona handimby ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary halako ny asako rehetra izay nataoko atỳ ambany masoandro, sy izay havelako ho an’ilay olona ho tonga manaraka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halako ny fisasarana rehetra nataoko tetỳ ambonin’ny tany, satria izay rehetra vitako dia tsy maintsy havelako ho an’ny mpandimby ahy.
Malagasy Bible 1865
Eny, efa halako ny fisasarako rehetra izay nisasarako tatỳ ambanin'ny masoandro, fa havelako ho an'ny olona izay handimby ahy izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, halako ny fisasarako rehetra izay nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro, izay havelako ho an’izay olona handimby ahy.
malagasy
Eny, efa halako ny fisasarako rehetra izay nisasarako tatỳ ambanin'ny masoandro, fa havelako ho an'ny olona izay handimby ahy izany,