Ecclesiastes 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza no mahalala na ho hendry izy na ho adala? Nefa izy no ho tompon’izay rehetra nisasarako sy nataoko tamin’ny fahendreko tetỳ ambanin’ny masoandro. Izany koa dia zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza moa no mahalala, na ho hendry na ho adala izy? Kanefa izy no ho tompon’ny asako rehetra, izay nametrahako ny fahamarinako amam-pahendreko tatỳ ambany masoandro. Zava-poana koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mahalala na ho hendry na ho adala izy? Nefa dia ho eo am-pelatanany avokoa izay rehetra nisasarako sy nataoko tamim-pahendrena tetỳ ambonin’ny tany. Zava-poana koa izany.
Malagasy Bible 1865
ary iza no mahalala na ho hendry na ho adala izy? Nefa izy no ho tompon'izay rehetra nisasarako sy nataoko tamin'ny fahendreko tatỳ ambanin'ny masoandro. Zava-poana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza no mahalala na ho hendry izy na ho adala? Nefa izy no ho tompon’izay rehetra nisasarako sy nataoko tamin’ny fahendreko tetỳ ambanin’ny masoandro. Izany koa dia zava-poana.
malagasy
ary iza no mahalala na ho hendry na ho adala izy? Nefa izy no ho tompon'izay rehetra nisasarako sy nataoko tamin'ny fahendreko tatỳ ambanin'ny masoandro. Zava-poana koa izany.