Ecclesiastes 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga namoy fo aho ny amin’ny fisasarana rehetra izay nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga namarina ny foko amin’ny fanarian-toky aho, noho ny asa rehetra nataoko tatỳ ambany masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitarika ahy hamoy fo izany fisasarana rehetra nataoko tetỳ ambonin’ny tany izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitodika aho hampamoy ny foko amin'ny fahakiviana ny amin'ny fisasarana rehetra izay nisasarako tatỳ ambanin'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga namoy fo aho ny amin’ny fisasarana rehetra izay nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro.
malagasy
Dia nitodika aho hampamoy ny foko amin'ny fahakiviana ny amin'ny fisasarana rehetra izay nisasarako tatỳ ambanin'ny masoandro.