Ecclesiastes 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona no azon’ny olona amin’ny fisasarany rehetra sy amin’ny ezaky ny fony izay nisahiranany tetỳ ambanin’ny masoandro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona tokoa moa, no azon’ny olona amin’ny asany rehetra, sy amin’ny ahiahim-pony rehetra, izay nanasatra azy tatỳ ambany masoandro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa araka izany, inona no tombontsoa azon’ny olona amin’ny fisasarany rehetra sy amin’ny ezaka ataony etỳ ambonin’ny tany?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no azon'ny olona amin'ny fisasarany rehetra sy amin'ny fikatsahan'ny fony, izay nisasarany tatỳ ambanin'ny masoandro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona no azon’ny olona amin’ny fisasarany rehetra sy amin’ny ezaky ny fony izay nisahiranany tetỳ ambanin’ny masoandro?
malagasy
Fa inona no azon'ny olona amin'ny fisasarany rehetra sy amin'ny fikatsahan'ny fony, izay nisasarany tatỳ ambanin'ny masoandro?