Ecclesiastes 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa ary ny fisasarany dia fahasorisorenana; eny, na dia amin’ny alina aza dia tsy manam-pitsaharana ny fony. Izany koa dia zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny androny, fahoriana avokoa, ny rahalahiny, fahasorisorenana fotsiny. Ny alina avy no tsy itsaharan’ny fony: Zava-poana ihany koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanaintainana sy fahasorenana no ateraky ny asany mandritra ny andro rehetra iainany; ary, na dia amin’ny alina aza, dia tsy miala sasatra ny sainy. Zava-poana koa izany!
Malagasy Bible 1865
Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena; eny, na dia amin'ny alina aza dia tsy manam-pitsaharana ny fony. Zava-poana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa ary ny fisasarany dia fahasorisorenana; eny, na dia amin’ny alina aza dia tsy manam-pitsaharana ny fony. Izany koa dia zava-poana.
malagasy
Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena; eny, na dia amin'ny alina aza dia tsy manam-pitsaharana ny fony. Zava-poana koa izany.