Ecclesiastes 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza no mihinam-be ary iza no manaram-po mihoatra noho izaho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy tokoa moa, raha tsy misy azy, no ho afa-mihinana sy miarana amin’ny fiadanana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy misy olona afaka mihinana na mifaly, raha tsy Andriamanitra no manome azy izany.
Malagasy Bible 1865
(fa iza no mahalany, ary iza no mahazo manaram-po mihoatra noho izaho?).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza no mihinam-be ary iza no manaram-po mihoatra noho izaho?
malagasy
(fa iza no mahalany, ary iza no mahazo manaram-po mihoatra noho izaho?).Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba hisy homeny izay ankasitrahan'Andriamanitra. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.[Na: Homan-drivotra]