Ecclesiastes 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanao zaridaina sy saha mahafinaritra aho, dia namboly hazo fihinam-boa samihafa karazana tao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanamboatra zaridaina aman-tsaha nambolena hazo mamoa, dia namboly hazo fihinam-boa isan-karazany teo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao zaridaina sy saha aho ary namboly hazo fihinam-boa isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
nanao tanimboly sy saha aho ka namboly hazo fihinam-boa samy hafa karazana tao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanao zaridaina sy saha mahafinaritra aho, dia namboly hazo fihinam-boa samihafa karazana tao;
malagasy
nanao tanimboly sy saha aho ka namboly hazo fihinam-boa samy hafa karazana tao;