Ecclesiastes 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanao kamory aho hanondrahana ny zana-kazo ao amin’ny tany famboleko hazo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao famorian-drano aho, hanondrahana ny alakely anirian’ny hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanamboatra lavaka famorian-drano aho mba hahafahana manondraka ny alan-jana-kazo.
Malagasy Bible 1865
nanao kamory aho handemana ny ala be zana-kazo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanao kamory aho hanondrahana ny zana-kazo ao amin’ny tany famboleko hazo;
malagasy
nanao kamory aho handemana ny ala be zana-kazo;