Ecclesiastes 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihary volafotsy sy volamena koa aho, rakitra sarobidy izay fananan’ny mpanjaka sy izay avy amin’ny fari-piadidiana samihafa; nahazo mpihira lahy sy vavy maro aho mbamin’izay mahafinaritra ny zanak’olombelona, dia vady sy vady tsindrano betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangona volafotsy amam-bolamena aho, mbamin’ny harenan’ny mpanjaka sy ny faritany; naka mpihira lahy ama-mpihira vavy aho, ary nahazo ny fahafinaretan’ny zanak’olombelona, vehivavy ankamaroany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nahangom-bolamena amam-bolafotsy izay fananan’ireo mpanjaka mbamin’ny faritany samy hafa. Mpihira lahy sy vavy maro no azoko hanala sorisory ahy; ary azoko izay mahafinaritra ny lehilahy, dia vady sy vaditsindrano betsaka.
Malagasy Bible 1865
Nihary volafotsy sy volamena koa aho ary fanaka tsara fananan'ny mpanjaka sy izay avy amin'ny tany samy hafa; ary nahazo mpihiralahy sy mpihiravavy aho mbamin'izay mahafinaritra ny zanak'olombelona, dia vady sy vaditsindrano betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihary volafotsy sy volamena koa aho, rakitra sarobidy izay fananan’ny mpanjaka sy izay avy amin’ny fari-piadidiana samihafa; nahazo mpihira lahy sy vavy maro aho mbamin’izay mahafinaritra ny zanak’olombelona, dia vady sy vady tsindrano betsaka.
malagasy
Nihary volafotsy sy volamena koa aho ary fanaka tsara fananan'ny mpanjaka sy izay avy amin'ny tany samy hafa; ary nahazo mpihiralahy sy mpihiravavy aho mbamin'izay mahafinaritra ny zanak'olombelona, dia vady sy vaditsindrano betsaka. [Na: fahafinaretan'ny zanak'olombelona be dia be]