Ecclesiastes 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nisandratra mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho, nefa ny fahendreko dia mbola tato amiko ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tafasandratra aho, ary tafahoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema, ary na ny fahendreko aza, mbola nipetraka tato amiko ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga olona ambony aho ka nomem-boninahitra mihoatra noho ireo izay nanjaka talohako tao Jerosalema. Nefa, na dia izany aza, dia nijanona ho olon-kendry aho.
Malagasy Bible 1865
Dia efa nisandratra mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho; ary ny fahendreko anefa dia mbola tato amiko ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nisandratra mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho, nefa ny fahendreko dia mbola tato amiko ihany.
malagasy
Dia efa nisandratra mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho; ary ny fahendreko anefa dia mbola tato amiko ihany.