Ecclesiastes 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro fa: Tsy misy tsara amin’ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao ny tsara raha mbola velona koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitako fa tsy misy soa ho azy ireo, mihoatra ny mifaly sy manao izay hiadanany amin’ny andro iainany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro araka izany fa ny mifaly sy ny manao izay hahasoa finaritra azy ihany no tsara ho an’ny olona, raha mbola velona koa izy.
Malagasy Bible 1865
Fantatro fa tsy misy tsara amin'ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao tsara, raha mbola velona koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro fa: Tsy misy tsara amin’ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao ny tsara raha mbola velona koa izy.
malagasy
Fantatro fa tsy misy tsara amin'ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao tsara, raha mbola velona koa izy.[Na: mahazo soa]