Ecclesiastes 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro koa fa raha mihinana sy misotro ary finaritra amin’ny fisasarany rehetra ny olombelona dia fanomezan’Andriamanitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary fantatro koa fa matoa misy olona mihinana sy misotro, sady mahita fiadanana amin’ny asany rehetra, dia fanomezan’Andriamanitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary koa, raha mihinana sy misotro ka mahatsiaro sambatra amin’ny asany rehetra ny olona, dia fanomezan’Andriamanitra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha mihinana sy misotro ary finaritra amin'ny fisasarany rehetra ny olombelona, dia fanomezan'Andriamanitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro koa fa raha mihinana sy misotro ary finaritra amin’ny fisasarany rehetra ny olombelona dia fanomezan’Andriamanitra izany.
malagasy
Ary koa, raha mihinana sy misotro ary finaritra amin'ny fisasarany rehetra ny olombelona, dia fanomezan'Andriamanitra izany.