Ecclesiastes 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro fa izay rehetra ataon’Andriamanitra dia haharitra mandrakizay: Tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany. Ataon’Andriamanitra izany mba hahatonga ny olona hatahotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro fa haharitra mandrakizay, izay ataon’Andriamanitra, tsy misy tokony hanampiana an’izany na analana amin’izany. Ka ny hahatahoran’ny olona azy, no nanaovan’Andriamanitra an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa izay rehetra ataon’Andriamanitra dia haharitra mandrakizay; tsy misy anampiana na anesorana izany fa nataony mba hanajan’ny olona Azy.
Malagasy Bible 1865
Fantatro fa izay rehetra ataon'Andriamanitra dia haharitra mandrakizay; tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany; ka dia ataon'Andriamanitra matahotra eo imasony ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro fa izay rehetra ataon’Andriamanitra dia haharitra mandrakizay: Tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany. Ataon’Andriamanitra izany mba hahatonga ny olona hatahotra Azy.
malagasy
Fantatro fa izay rehetra ataon'Andriamanitra dia haharitra mandrakizay; tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany; ka dia ataon'Andriamanitra matahotra eo imasony ny olona.