Ecclesiastes 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay atao izao dia efa natao fahiny ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; na dia ny efa lasa aza dia mbola tadiavin’Andriamanitra indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny atao izao dia efa nisy sahady, ary izay mbola hatao koa, efa nisy sahady; fa averin’Andriamanitra ny efa lasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mitranga amin’izao fotoana izao sy izay mbola ho avy dia efa nisy tamin’ny lasa. Ataon’Andriamanitra miverimberina ny zava-mitranga.
Malagasy Bible 1865
Izay atao izao dia efa natao fahiny; ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; ary mbola tadiavin'Andriamanitra indray izay efa lasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay atao izao dia efa natao fahiny ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; na dia ny efa lasa aza dia mbola tadiavin’Andriamanitra indray.
malagasy
Izay atao izao dia efa natao fahiny; ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; ary mbola tadiavin'Andriamanitra indray izay efa lasa. [Heb. voaroaka]