Ecclesiastes 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao ny andro iterahana ary ao ny andro ahafatesana; ao ny andro ambolena ary ao ny andro anongotana ny nambolena;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fotoana hahaterahana, ary fotoana hahafatesana; fotoana hambolena, ary fotoana hanongotana izay nambolena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy ny fotoana ahaterahana ary misy ny fotoana ahafatesana; misy fotoana ambolena ary misy fotoana anongotana ny nambolena;
Malagasy Bible 1865
Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao ny andro anongotana na nambolena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao ny andro iterahana ary ao ny andro ahafatesana; ao ny andro ambolena ary ao ny andro anongotana ny nambolena;
malagasy
Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao ny andro anongotana na nambolena;