Ecclesiastes 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao ny andro anariam-bato ary ao ny andro anangonam-bato; ao ny andro amihinana ary ao ny andro ifadiana tsy hamihinana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fotoana hanelezam-bato, ary fotoana hanangonana azy; fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana fifamihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy fotoana anariam-bato ary misy fotoana anangonam-bato; misy fotoana anorohana ary misy fotoana ifadiam-panorohana.
Malagasy Bible 1865
Ao ny andro anariam-bato, ary ao ny andro anangonam-bato; Ao ny andro anohonana, ary ao ny andro ifadiana tsy hanohona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao ny andro anariam-bato ary ao ny andro anangonam-bato; ao ny andro amihinana ary ao ny andro ifadiana tsy hamihinana;
malagasy
Ao ny andro anariam-bato, ary ao ny andro anangonam-bato; Ao ny andro anohonana, ary ao ny andro ifadiana tsy hanohona;