Ecclesiastes 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao ny andro itadiavana ary ao ny andro ahaverezana; ao ny andro itahirizana ary ao ny andro anariana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fotoana hitadiavana, ary fotoana hamerezana, fotoana hitahirizana, ary fotoana hanariana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy fotoana itadiavana ary misy fotoana ahaverezana; misy fotoana itahirizana ary misy fotoana anariana;
Malagasy Bible 1865
Ao ny andro itadiavana, ary ao ny andro ahaverezana; Ao ny andro itehirizana, ary ao ny andro anariana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao ny andro itadiavana ary ao ny andro ahaverezana; ao ny andro itahirizana ary ao ny andro anariana;
malagasy
Ao ny andro itadiavana, ary ao ny andro ahaverezana; Ao ny andro itehirizana, ary ao ny andro anariana;