Ecclesiastes 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao ny andro androvitana ary ao ny andro anjairana; ao ny andro anginana ary ao ny andro itenenana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fotoana handrovitana, ary fotoana hanjairana; fotoana hanginana, ary fotoana hitenenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
misy fotoana androvitana ary misy fotoana anjairana. Misy fotoana anginana ary misy fotoana itenenana.
Malagasy Bible 1865
Ao ny andro andriarana, ary ao ny andro anjairana; Ao ny andro anginana, ary ao ny andro itenenana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao ny andro androvitana ary ao ny andro anjairana; ao ny andro anginana ary ao ny andro itenenana;
malagasy
Ao ny andro andriarana, ary ao ny andro anjairana; Ao ny andro anginana, ary ao ny andro itenenana;