Ecclesiastes 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao ny andro itiavana ary ao ny andro ankahalana; ao ny andro iadiana ary ao ny andro ihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fotoana hitiavana, ary fotoana hankahalana; fotoana hiadiana, ary fotoana hihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy fotoana itiavana ary misy fotoana ankahalana; misy fotoana iadiana ary misy fotoana ihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ao ny andro itiavana, ary ao ny andro ankahalana; Ao ny andro iadiana, ary ao ny andro ihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao ny andro itiavana ary ao ny andro ankahalana; ao ny andro iadiana ary ao ny andro ihavanana.
malagasy
Ao ny andro itiavana, ary ao ny andro ankahalana; Ao ny andro iadiana, ary ao ny andro ihavanana.