Ecclesiastes 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lavo dia arenin’ny namany; fa mahantra ny tokana izay lavo nefa tsy manana namana hanarina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha lavo izy ireo, azon’ny anankiray arenina ny namany. Fa loza kosa no mahazo ny manirery, ka lavo tsy misy namana hanarina azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lavo ny iray, dia misy mpanarina. Fa loza kosa ny an’ny singany raha lavo, satria tsy hisy mpanarina azy.
Malagasy Bible 1865
Raha misy lavo izy, dia arenin'ny namany; fa mahantra ny lavo izay tsy manana namana hanarina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lavo dia arenin’ny namany; fa mahantra ny tokana izay lavo nefa tsy manana namana hanarina azy.
malagasy
Raha misy lavo izy, dia arenin'ny namany; fa mahantra ny lavo izay tsy manana namana hanarina azy.