Ecclesiastes 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, raha miara-mandry ny roa dia mafana izy; fa hatao ahoana no hampahafana ny irery?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa, raha roa no miara-mandry, mafanafana izy roroa; fa raha olona iray monja kosa, ahoana no hahafana azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mafana kokoa raha olon-droa no miara-matory; fa ahoana kosa no hampahafana ny matory irery?
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha miara-mandry ny roa, dia mafana izy; fa hatao ahoana no hampahafana ny irery?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, raha miara-mandry ny roa dia mafana izy; fa hatao ahoana no hampahafana ny irery?
malagasy
Ary koa, raha miara-mandry ny roa, dia mafana izy; fa hatao ahoana no hampahafana ny irery?