Ecclesiastes 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy maharesy ny irery aza, ny roa kosa dia tsy ho leony; ny mahazaka telo olana dia tsy mora tapahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy maharesy ny irery, ho voatohitry ny roa ihany kosa; ary ny kofehy telo olana tsy mora tapahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-kery kokoa ny olon-droa hanoherana izay miady aminy noho ny singany miady irery. Ary ny mahazaka telo olana tsy mora tapahina.
Malagasy Bible 1865
Raha misy maharesy ny irery aza, ny roa tsy ho leony tsy akory; ary ny mahazaka telo olana tsy mora tapahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy maharesy ny irery aza, ny roa kosa dia tsy ho leony; ny mahazaka telo olana dia tsy mora tapahina.
malagasy
Raha misy maharesy ny irery aza, ny roa tsy ho leony tsy akory; ary ny mahazaka telo olana tsy mora tapahina.