Ecclesiastes 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aleo zatovo mahantra nefa hendry toy izay mpanjaka antitra adala ka tsy laitra anarina intsony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo zatovo mahantra sy hendry, toy izay mpanjaka antitra sy adala, tsy mety mihaino torohevitra intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo tovolahy mahantra nefa hendry toy izay mpanjaka antitra nefa adala tsy azo toroan-kevitra.
Malagasy Bible 1865
Aleo zatovo malahelo hendry toy izay mpanjaka antitra adala ka tsy laitra anarina intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aleo zatovo mahantra nefa hendry toy izay mpanjaka antitra adala ka tsy laitra anarina intsony,
malagasy
Aleo zatovo malahelo hendry toy izay mpanjaka antitra adala ka tsy laitra anarina intsony;