Ecclesiastes 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia avy tao an-tranomaizina aza no nivoahany hanjaka ary na dia tao anatin’ny fahantrana aza no nahaterahany hitondra ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nivoa-kanjaka, avy ao an-tranomaizina izy, na dia teraka mahantra teo amin’ny fanjakany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia tao an-tranomaizina aza no nivoahan’ilay tovolahy mba hanjaka, na koa nateraka ho mpangataka aza izy any amin’izay hanjakàny.
Malagasy Bible 1865
fa avy ao an-tranomaizina no nivoahany hanjaka, na dia nateraka tamin'alahelo tamin'ny fanjakany aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia avy tao an-tranomaizina aza no nivoahany hanjaka ary na dia tao anatin’ny fahantrana aza no nahaterahany hitondra ny fanjakany.
malagasy
fa avy ao an-tranomaizina no nivoahany hanjaka, na dia nateraka tamin'alahelo tamin'ny fanjakany aza izy. [na: fa na dia nateraka tamin'ny fanjakany aza izy, dia tamin'alahelo ihany]