Ecclesiastes 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitako ny miaina rehetra izay mandeha etỳ ambanin’ny masoandro, manotrona ilay zazalahy izay mitsangana handimby ny efa teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny velona rehetra izay mihetsiketsika ambany masoandro aho, teo anilan’ilay tovolahy nitsangan-kisolo ny mpanjaka antitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako fa ny olon-drehetra tetỳ ambonin’ny tany dia nanotrona ilay tovolahy fony izy nandimby ilay mpanjaka teo alohany.
Malagasy Bible 1865
Hitako ny miaina rehetra izay miriaria atỳ ambanin'ny masoandro manotrona ilay zazalahy dia ilay faharoa izay mitsangana handimby ny teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitako ny miaina rehetra izay mandeha etỳ ambanin’ny masoandro, manotrona ilay zazalahy izay mitsangana handimby ny efa teo.
malagasy
Hitako ny miaina rehetra izay miriaria atỳ ambanin'ny masoandro manotrona ilay zazalahy dia ilay faharoa izay mitsangana handimby ny teo.