Ecclesiastes 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maty izay efa maty ela dia heveriko fa sambatra noho ny velona izay mbola velona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia loa-bava aho niantso ho sambatra ny maty izay efa maty, noho ny velona izay mbola velona izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataoko fa ireo efa maty dia sambatra noho izay velona mbola miaina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny maty izay efa maty ela dia nataoko ho sambatra noho ny velona izay mbola velona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maty izay efa maty ela dia heveriko fa sambatra noho ny velona izay mbola velona,
malagasy
Ary ny maty izay efa maty ela dia nataoko ho sambatra noho ny velona izay mbola velona,