Ecclesiastes 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa sambatra indray noho ny maty sy ny velona aza izay tsy mbola ary akory ka tsy mahita ny ratsy atao etỳ ambanin’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary sambatra noho izy roa tonta ireo indray aza, ny tsy mbola àry akory, ka tsy nahita ny asa ratsy, atao atỳ ambany masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa sambatra kokoa noho izy roa tonta ireo aza ny tsy mbola àry akory, satria tsy hahita ny asa ratsy atao eto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
nefa tsara indray noho izy roa tonta aza ny tsy ary, izay tsy nahita ny ratsy atao atỳ ambanin'ny masoandro akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa sambatra indray noho ny maty sy ny velona aza izay tsy mbola ary akory ka tsy mahita ny ratsy atao etỳ ambanin’ny masoandro.
malagasy
nefa tsara indray noho izy roa tonta aza ny tsy ary, izay tsy nahita ny ratsy atao atỳ ambanin'ny masoandro akory.