Ecclesiastes 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala manohon-tanana ihany, sady mihinana ny nofon’ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mazava ho azy fa ny adala izay mipetra-potsiny dia mamono tena ho fatin-kanoanana.
Malagasy Bible 1865
Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany.
malagasy
Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany.