Ecclesiastes 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny fialan-tsasatra eran’ny tanana an’ila noho ny fisasarana eran’ny tanana roa nefa sambo-drivotra foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo tanana ila feno fiadanana; toy izay tanan-droa feno fisasarana amam-panenjehan-drivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa aleo fiadanana eran-tanan’ila toy izay fisasarana eran-tanan-droa izay manenji-drivotra ihany.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny eran-tànan'ila misy fiadanana noho ny eran-tànan-droa misy fisasarana sady misambo-drivotra foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny fialan-tsasatra eran’ny tanana an’ila noho ny fisasarana eran’ny tanana roa nefa sambo-drivotra foana.
malagasy
Tsara ny eran-tànan'ila misy fiadanana noho ny eran-tànan-droa misy fisasarana sady misambo-drivotra foana.[Na: Tsara ny fiadanana eran-tànan'ila noho ny fisasarana,][Na: Homan-drivotra]