Ecclesiastes 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao koa no zava-poana hitako etỳ ambanin’ny masoandro:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitodika aho ka nahita zava-poana hafa atỳ ambany masoandro:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao koa no zava-poana hitako tetỳ ambonin’ny tany:
Malagasy Bible 1865
Ary izao koa no zava-poana hitako atỳ ambanin'ny masoandro:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao koa no zava-poana hitako etỳ ambanin’ny masoandro:
malagasy
Ary izao koa no zava-poana hitako atỳ ambanin'ny masoandro: