Ecclesiastes 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny roa noho ny iray fa misy valiny tsara ny fisasarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo roa miara-mitoetra, toy izay manirery: fa rehefa olon-droa dia misy karama be azony amin’ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra kokoa ny olon-droa noho ny mandeha irery fa mahatsara ny valin-kasasarana izany.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny roa noho ny iray; fa misy valiny tsara ny fisasarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny roa noho ny iray fa misy valiny tsara ny fisasarany.
malagasy
Tsara ny roa noho ny iray; fa misy valiny tsara ny fisasarany.