Ecclesiastes 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza haingam-bava, ary aoka tsy halaky hanonona teny eo anatrehan’Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao dia etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza haingam-bava foana, ary aoka ny fonao tsy ho maimay foana hanonona teny eo anatrehan’Andriamanitra: fa Andriamanitra any an-danitra, Ianao etỳ an-tany; ka aoka ho vitsy teny ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza maika ny hiteny ary aza malaky manapa-kevitra hanao voady amin’Andriamanitra; fa any an-danitra Andriamanitra ary ianao kosa etỳ ambonin’ny tany. Koa lanjalanjao ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Aza haingam-bava, ary aza malaky manonona teny eo anatrehan'Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza haingam-bava, ary aoka tsy halaky hanonona teny eo anatrehan’Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao dia etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.
malagasy
Aza haingam-bava, ary aza malaky manonona teny eo anatrehan'Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.