Ecclesiastes 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitombo ny fananana dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon’ny tompony afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitombo ny harena, mitombo koa ny mpihinana azy, ary inona moa no soa azon’ny tompony amin’izany, afa-tsy ny mahita maso izany fotsiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa arakaraka ny ananan’ny olona no mampitombo ny mpihampitra aminy. Inona no tombontsoan’ny tompom-pananana afa-tsy ny mijery ny hareny?
Malagasy Bible 1865
Raha mitombo ny fananana, dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon'ny tompony, afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitombo ny fananana dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon’ny tompony afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany?
malagasy
Raha mitombo ny fananana, dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon'ny tompony, afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany?