Ecclesiastes 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy ratsy mandrera-po hitako etỳ ambanin’ny masoandro, dia ny harena tehirizin’ny tompony nefa mampidi-doza amin’ny tenany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy loza makadiry hitako tatỳ ambany masoandro, dia harena tahirizin’ny tompony, ka mampidi-doza ny tenany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita zava-dratsy mampahory aho teto ambonin’ny tany, dia ny vola izay notahirizin’ny tompony nefa nampidi-doza azy.
Malagasy Bible 1865
Misy ratsy mahory efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, dia harena tehirizin'ny tompony, nefa mampidi-doza amin'ny tenany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy ratsy mandrera-po hitako etỳ ambanin’ny masoandro, dia ny harena tehirizin’ny tompony nefa mampidi-doza amin’ny tenany;
malagasy
Misy ratsy mahory efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, dia harena tehirizin'ny tompony, nefa mampidi-doza amin'ny tenany;