Ecclesiastes 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon’ny reniny, dia toy izay niaviany ihany no hiverenany; tsy hisy na inona na inona hoentin’ny tanany ho valin’ny fisasarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny toetra nivoahany avy ao an-kibon-dreniny no hiverenany ao, dia mitanjaka toy ny niaviany avy ao ihany; fa tsy hahazo na inona na inona avy amin’ny asany, ho azony entina eny an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy handao ity tany ity toy izay niaviany izy, dia toy ny nitanjahany fony izy nivoaka avy tao an-kibon-dreniny. Ary tsy hahatondra na inona na inona ho valin-kasasarany izy.
Malagasy Bible 1865
Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon-dreniny, dia toy izay nihaviany ihany no hiverenany; ary tsy hisy na inona na inona ho entin'ny tànany ho valin'ny fisasarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon’ny reniny, dia toy izay niaviany ihany no hiverenany; tsy hisy na inona na inona hoentin’ny tanany ho valin’ny fisasarany.
malagasy
Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon-dreniny, dia toy izay nihaviany ihany no hiverenany; ary tsy hisy na inona na inona ho entin'ny tànany ho valin'ny fisasarany.