Ecclesiastes 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ratsy mandrera-po koa izany fa tsy misy hafa amin’izay niaviany no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an’ny rivotra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahoriana lehibe koa izao, dia ny hahalasanany toy ny niaviany: ka inona no soa azony, tamin’ny nisasarany ho an’ny rivotra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahoriana lehibe ho azy fa toy ny nahatongavany teto an-tany no handaozany azy. Inona no tombontsoa azony? Nisasa-poana fotsiny izy.
Malagasy Bible 1865
Dia ratsy mahory koa izany, fa toy izay nihaviany indrindra no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an'ny rivotra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ratsy mandrera-po koa izany fa tsy misy hafa amin’izay niaviany no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an’ny rivotra?
malagasy
Dia ratsy mahory koa izany, fa toy izay nihaviany indrindra no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an'ny rivotra?