Ecclesiastes 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sady laniny ao amin’ny maizina ny androny rehetra ary feno fahasosorana sy mararirary anaty izy sady manao fo lentika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanampin’izany, nandritra ny andro rehetra niainany, nihina-maizina izy sady be alahelo amam-pijaliana sy fahasosorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, maloka ny fiainany manontolo noho ny alahelo be sy ny fahasorenana ary ny fijaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, homa-maizina amin'ny androny rehetra izy sady manana alahelo be sy fahoriana ary fahasosorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sady laniny ao amin’ny maizina ny androny rehetra ary feno fahasosorana sy mararirary anaty izy sady manao fo lentika.
malagasy
Ary koa, homa-maizina amin'ny androny rehetra izy sady manana alahelo be sy fahoriana ary fahasosorana.