Ecclesiastes 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa hitako izay soa sy izay tsara, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly amin’ny fisasarana rehetra izay isasaran’ny olona etỳ ambanin’ny masoandro mandritra ny andro vitsy omen’Andriamanitra azy hiainany; fa izany no anjarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no hitako: Tsara sy mety ho an’ny olona ny mihinana sy misotro, ary ny mahazo miadana amin’ny asa rehetra ataony, izay imasoany atỳ ambany masoandro, mandritra ny andro iainany, omen’Andriamanitra azy; fa izany no anjarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tsapako fa tsara: mety ho an’ny olona ny mihinana sy ny misotro ary ny mifaly amin’ny vokatry ny asany mandritra ny androm-piainana omen’Andriamanitra azy; satria izany no anjarany.
Malagasy Bible 1865
Indro, efa hitako izay soa sy izay tsara, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly amin'ny fisasarana rehetra izay isasaran'ny olona atỳ ambanin'ny masoandro amin'izay andro vitsy iainany omen'Andriamanitra azy; fa izany no anjarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa hitako izay soa sy izay tsara, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly amin’ny fisasarana rehetra izay isasaran’ny olona etỳ ambanin’ny masoandro mandritra ny andro vitsy omen’Andriamanitra azy hiainany; fa izany no anjarany.
malagasy