Ecclesiastes 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hahatsiaro loatra ny andro niainany izy satria ny fahafinaretana no amenoan’Andriamanitra ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy eritreretiny loatra amin’izay ny andro iainany, satria efa rotsahan’Andriamanitra fifaliana ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinon’ny olona kosa amin’izay fa mandalo ny fiainany, satria fenoin’Andriamanitra fahasambarana ny fony.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hahatsiaro loatra ny andro niainany izy, satria ny fahafinaretan'ny fony no avalin'Andriamanitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hahatsiaro loatra ny andro niainany izy satria ny fahafinaretana no amenoan’Andriamanitra ny fony.
malagasy
Fa tsy hahatsiaro loatra ny andro niainany izy, satria ny fahafinaretan'ny fony no avalin'Andriamanitra azy.