Ecclesiastes 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny haben’ny fisasarana no mahatonga ny nofinofy, ary ny haben’ny teny no isehoan’ny rediredin’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny hamaroan-draharaha, miteraka nofy; ary ny hamaroan-teny, mampisy rediredin’adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay be ahiahy, mpanonofy ratsy; ary izay be teny mpanao rediredin’adala.
Malagasy Bible 1865
Fa ny haben'ny fisasarana no mahatonga ny nofy; ary ny haben'ny teny no isehoan'ny rediredin'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny haben’ny fisasarana no mahatonga ny nofinofy, ary ny haben’ny teny no isehoan’ny rediredin’ny adala.
malagasy
Fa ny haben'ny fisasarana no mahatonga ny nofy; ary ny haben'ny teny no isehoan'ny rediredin'ny adala.