Ecclesiastes 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava, fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manao voady amin’Andriamanitra ianao, aza ela fanefa izany, fa tsy misy hasoavana homena ny adala: koa efao ny voady ataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manao voady amin’Andriamanitra ianao, dia tanteraho ara-potoana izany, satria tsy sitrak’Andriamanitra ny olona adala. Koa efao ny voady efa nataonao.
Malagasy Bible 1865
Raha mivoady amin'Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava, fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
malagasy
Raha mivoady amin'Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.