Ecclesiastes 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aleo tsy mivoady toy izay mivoady nefa tsy mahefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara kokoa ho anao ny tsy mivoady, toy izay mivoady tsy mahefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo tsy manome toky toy izay manome toky nefa tsy mahatanteraka.
Malagasy Bible 1865
Aleo tsy mivoady toy izay mivoady ka tsy mahefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aleo tsy mivoady toy izay mivoady nefa tsy mahefa.
malagasy
Aleo tsy mivoady toy izay mivoady ka tsy mahefa.