Ecclesiastes 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tombontsoa avy amin’ny tany dia ho an’ny rehetra ary na ny mpanjaka aza dia miankina amin’ny tany famboly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tena soa kokoa ho an’ny tany, raha dinihina tsara, ny hananany mpanjaka mikarakara ny fambolena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara kokoa ho an’ny firenena ny manana mpanjaka izay mampandroso ny asa fambolena.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mahasoa ny tany ny fisian'ny mpanjaka amin'izay tany volena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tombontsoa avy amin’ny tany dia ho an’ny rehetra ary na ny mpanjaka aza dia miankina amin’ny tany famboly.
malagasy
Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mahasoa ny tany ny fisian'ny mpanjaka amin'izay tany volena.