Ecclesiastes 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tia vola dia tsy ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be dia tsy ho vokin’ny fitomboan-karena. Zava-poana koa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tia vola tsy mety vokim-bola; ary izay tia harena, tsy hanandrana ny vokatr’izany. Zava-poana koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tia vola dia tsy ho afa-po mihitsy; ary izay tia harena dia tsy ho vokin’izany mihitsy. Zava-poana koa izany.
Malagasy Bible 1865
Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin'ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tia vola dia tsy ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be dia tsy ho vokin’ny fitomboan-karena. Zava-poana koa izany.
malagasy
Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin'ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany.