Ecclesiastes 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy toe-javatra ratsy hitako etỳ ambanin’ny masoandro ary mitambesatra amin’ny olona izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy ratsy hitako atỳ ambany masoandro; sady mavesatra amin’ny olombelona izany ratsy izany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita zava-dratsy hafa mampahory aho teto ambonin’ny tany, ary mitambesatra amin’ny olombelona izany:
Malagasy Bible 1865
Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, ary mitambesatra amin'ny olona izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy toe-javatra ratsy hitako etỳ ambanin’ny masoandro ary mitambesatra amin’ny olona izany,
malagasy
[Ny fahantran'ny sasany noho ny tsy ahitany soa amin'ny zavatra ananany] Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, ary mitambesatra amin'ny olona izany: